


TAONA 2026
METEZA HIASA AMIN’
NY FINOANA
“Miorena tsara, aza miova” — I Korintiana 15:58
TONGASOA eto amin’ny pejin’ny
Tempolin’Andriamanitra
Ny Mpitandrina Mivady sy ny Kristianina eto amin’ny Fitandremena FJKM Amparibe Famonjena dia faly mandray, ary manasa anao hidera sy hanome Voninahitra an’Andriamanitra miaraka aminay.
Fanompoam-pivavahana
Alahady maraina
09:00
Zoma hariva
18:15
Sekoly Alahady
Alahady maraina (akaotran’ny Alahady fandraisana)
07:30

165
TAONA nitoriana ny Filazantsaran’i Jesoa Kristy
Hetsika ho avy
“Hitanao fa niara-niasa tamin’ny finoana ny asany, ary ny finoany dia notanterahany tamin’ny asa.” Jakoba 2. 22
AFF – Herinandrom-Bokatra
7 September : 18h00 - 13 September : 9h00STK ZOKINY – Fihaonambe II
12 September : 9h00 - 17h00SAFIF – Fihaonambe II
12 September : 10h00 - 17h00
Fiainan’ny Fiangonana
“Miorena tsara, aza miova” — I Korintiana 15:58
Tondrozotra 2026
“Hitanao fa niara-niasa tamin’ny finoana ny asany, ary ny finoana dia notanterahina tamin’ny asa” Jakoba.2.22
“Ary Izaho kosa haneho aminao ny finoako amin’ny asako” Jakoba.2.18b





